Teny iditra | 1 mpanarivo |
Fototeny | 2 arivo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza olona manan-karem-be, mpanefohefo (ny heviny tany an-tendrony dia hoe: manana omby an' arivony maro) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a rich man; compare the Eng. word millionaire. [1.2] 6 a rich man ("has a thousand" cattle ) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 homme riche (qui a mille boeufs) [1.8] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mpanarivo io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |