Teny iditra | 1 mpanimba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] mpandrava efa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] destructeur |
Ohatra |
5 [2.445#] Efa maty eritreritra angamba ireo mpanimba ala ireo? 6 [2.643#] Tiako hovonoina hatrany an-karanany io tsaho mpanimba saim-bahoaka io. 7 [2.424#] Mifanohitra amin'izany aza no mitranga: izy ireo dia mamono totozy sy ireny bibikely mpanimba zavatra ireny. |
Fototeny | 8 simba |
Fivaditsoratra | 9 mpanamby, mpanimba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |