Teny iditra mpianakavibe (anaka, avy, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko [1.1]
Ohatra Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31