Teny iditra | 1 mpihaingo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] celui qui se pare, qui est toujours paré |
Ohatra |
4 [2.5] Zaka moa dia efa mpihaingo hatramin' ny ela ka ny nanaitra taminy kosa, dia ny fahatsoran' ny fitafiany nony vao nanambady izy. |
Fototeny | 5 haingo |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny mpihaingo io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |