|
|
|
|

Teny iditra1  mpijanga
Fototeny  2  janga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] un libertin, une femme de mauvaise vie
Ohatra  5  [2.529] Hataon' ise mpiloka vady mpijanga?
6  [2.5] Satria eo aminy no hiantombohan' ny taranaka mpidoroka, izay angamba koa ho mpiloka sady mpijanga!

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11