|
|
|
|

Teny iditra1  mpikarama
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona ampanaovina asa ka mahazo vola amin' izany.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] travailleur, ouvrier, salarié
Fototeny  5  karama
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mpikarama io

Fivaditsoratra  9  ampakarim, mampikara, mpamaraky, mpikarama

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21