| Teny iditra | 1 mpirahalahy |
| Fototeny | 2 rahalahy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ceux qui sont frères
[1.3#481] |
| Ohatra |
6 Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy;
[2.996]
7 Maro ny ady nifanaovan'ny mpirahalahy na ny mpihavana. [2.508#] |
| Voambolana | 8 Fifandraisana: fianakaviana |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|