|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mpirahalahy

Ohabolana 1Dian’ aombin’ a mpirahalahy : vaky fa tsy mitriatra. [1.147 #D3]

Ohabolana 2Mpirahalahy maka kitay, ka ao ny vavahady hahita ny fikisany. [2.558 #2622]
Mpirahalahy naka kitay : ao ny vavahady hahita ny fikisany. [2.415 #1156, 2.653 #1987]
Dikanteny frantsayFrères qui sont allés chercher de la paille à brûler: la porte du village est là pour les voir pliant sous le faix. [2.415 #1156]
Fanazavana frantsayCe proverbe disait la rivalité entre frères. [2.415 #1156]

Ohabolana 3Mpirahalahy mizara dian' omby, ka tsy vaky fa mitriatra. [2.165 #1898]
Mpirahalahy mizara dian' omby, tsy vaky fa mitriatra. [2.415 #55]
Toy ny mpirahalahy mizara dian' omby : tsy vaky fa mitriatra. [2.558 #4306, 2.653 #3214]
Dikanteny frantsayCe sont des frères qui se partagent des traces de pieds de boeuf fendus, mais pas séparés complètement. [2.415]
Des frères qui se partagent un troupeau de bœufs en marche: ces derniers ne sont pas dispersés, ils ont été séparés (litt. fendus). [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des partages de biens entre frères : ils se faisaient avec âpreté mais sans rompre le lien de famille. [2.415 #55]

Ohabolana 4Mpirahalahy tsy fampitaha oza-maty. [1.147 #M146]

Ohabolana 5Mpirahalahy tsy fangala difika. [1.147 #M144]

Ohabolana 6Mpirahalahy tsy fanosotr’ ilo. [1.147 #M145]

Ohabolana 7Toy ny mpirahalahy mianefitra : izy tokiko ary izaho tokiny. [2.558 #4305]

Fizahan-teny