Teny iditra (1/2) | 1 mpitsara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalà na atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a judge |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] juge |
Ohatra |
6 [2.324#] Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao. 7 [1.123#] dia manam-pahefana ny mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. |
Fototeny | 8 tsara |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
11 Randzavola: mpitsara ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 12 Mpitsara |
Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [2.996] Judges: one of the books of the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [2.996] Juges: un des livres de la Bible |
Voambolana |
16 Soratra Masina |
Lahatsoratra |
17 Randzavola: Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |