|
|
|
|

Teny iditra1  mpivady
Fototeny  2  vady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#797] Les époux
Ohatra  6  [2.69#217] Resaky ny mpivady efa nisaraka.
7  [1.369#] Fa ireto mpivady vao, iza moa izy ireo?
8  [2.442#83] Nofafazany rano tamin' izay ireo mpivady.
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mpivady io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11