Teny iditra | 1 mpivady |
Fototeny | 2 vady |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#797] Les époux |
Ohatra |
6 Resaky ny mpivady efa nisaraka. [2.69#217] 7 Fa ireto mpivady vao, iza moa izy ireo? [1.369#] 8 Nofafazany rano tamin' izay ireo mpivady. [2.442#83] |
Voambolana |
9 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mpivady io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |