|
|
|
|

Teny iditra1  na aiza na aiza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] wheresoever
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] partout: Na aiza na aiza ny olona samy manao izany fomba izany (Cette coutume se trouve partout; cet usage est universel)
Ohatra  5  [2.117#109] na aiza na aiza eto Madagasikara dia ahitana ahy
6  [2.499#50] Tsy mivadika Ikemba, hanaraka anao na aiza na aiza
7  [2.270#44] Mba ho olom-banona mandrakariva, na aiza na aiza hisy anareo
8  [2.996#3.3.17] na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na rà akory
9  [2.285#200] Deraina amin' ny hafaingan-tsainy ny Malagasy, na aiza na aiza alehany
Singan-teny  10  na, aiza
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07