|
|
|
|

Teny iditra1  na aiza na aiza
Singan-teny  2  na, aiza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] wheresoever
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] partout: Na aiza na aiza ny olona samy manao izany fomba izany (Cette coutume se trouve partout; cet usage est universel)
Ohatra  6  na aiza na aiza eto Madagasikara dia ahitana ahy [2.117#109]
7  Tsy mivadika Ikemba, hanaraka anao na aiza na aiza [2.499#50]
8  Mba ho olom-banona mandrakariva, na aiza na aiza hisy anareo [2.270#44]
9  na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na rà akory [2.996#3.3.17]
10  Deraina amin' ny hafaingan-tsainy ny Malagasy, na aiza na aiza alehany [2.285#200]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07