Teny iditra na dia ... aza
Singan-teny na ; dia ; aza
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Even, though, although [1.2]
 Although [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [1.4]
 Même si, quand même [1.8]
Tovy hevitra na ... aza
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03