|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  nahandro
Fototeny  2  handro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro
Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a meal. See handro, sakafo.
6  [1.7] cooked food; cooking
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] mets cuisinés; repas; acte de cuisiner
Ohatra  8  Manatitra ny nahandro, tompoko! [2.69]
9  Dia manaova nahandro, ataovy faingana. [2.298]
Voambolana  10  Toe-karena: hanina
Mpanahaka  11  hanina, sakafo
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny nahandro io

Teny iditra (2/2)16  nahandro
Fototeny  17  handro
Sokajin-teny  18  ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao mahandro

Fivaditsoratra  19  ahandron, hanandro, handoran, handroan, handrona, handroña, haondran, nahandro, nandraho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20