Teny iditra nanan-jo (anana, zo)
Sokajin-teny ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao manan-jo
Ohatra Tsy mba nananjo feno ny andevo, fa fananan' ny tompony : azony amidy, na atakalo araka izay tiany. [2.508]

Teny iditra nananjo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo madinika ( Vernonia ) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A composite shrub. Vernonia sp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'un arbuste. Espèce de Vernonia . [1.3]
  [Merina] (de zo : droit et nanana, passé de manana ; donc qui a eu un droit). Ce serait un Vernonia (Asteraceae), d'après Malzac. [1.196]
Anarana siantifika Vernonia sp.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31