Teny iditra (1/2) | 1 nanan-jo |
Fototeny | 2 anana, zo |
Sokajin-teny | 3 ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao manan-jo |
Ohatra |
4 Tsy mba nananjo feno ny andevo, fa fananan' ny tompony : azony amidy, na atakalo araka izay tiany. [2.508] |
Teny iditra (2/2) | 5 nananjo |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Karazan-kazo madinika (Vernonia ) |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] a composite shrub. Vernonia sp. |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#449] nom d'un arbuste. Espèce de Vernonia . 10 [1.196] (de zo : droit et nanana, passé de manana ; donc qui a eu un droit). Ce serait un Vernonia (Asteraceae), d'après Malzac. [Merina] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry: ahitra |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 13 anonjan, najanon, nanan-jo, nananjo, nanonja, naonjan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |