Teny iditra (1/2) | 1 ndre |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany |
Tsipelina hafa | 4 ndry |
Teny iditra (2/2) | 5 ndre |
Sokajin-teny | 6 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Tanala]
na dia, nefa: Ho avy añy mandy aho ndre tsy ao ijy (ho tonga any ihany aho na dia tsy ao izy) 8 [1.78] [Tanosy] na dia...aza |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] a provincial word for na |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |