Teny iditra nenitoa (neny, toa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fiantsoana ny zokiny indrindra amin' ny rahavavin' ny reny niteraka na ny anabavin' ny ray nateraka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the eldest aunt, an aunt [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay tante, tante ainée [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31