|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ngadona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a beating noise, a tremulous noise [1.2]
5  a dull thumping sound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  bruit sourd comme des pas ou d'un tambour [1.8]
Ohatra  7  Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra. [2.285#145]
Voambolana  8  Feo
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :

Teny iditra (2/2)13  ngadona
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15  fahatongavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  arrived suddenly [1.2]
Sampanteny 
17  Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  18  ngadona, ngodana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31