Teny iditra ngamba
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Entina milaza fisalasalana amin' ny valinteny; tsy manaiky na mandà fa miroaroa saina
¶ Angamba [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as angaha and angamba; ngamba, nganja, ngenja, nginamba, nginanga, nginanja, nginao, nginaza, are all used familiarly for this. [Richardson 1885]

2012/03/04