Teny iditra (1/2) | 1 ngorodona |
Fototeny | 2 ngodona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny rodorodon' ny famindran' ny olona na ny biby maro tafara-dia. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the sound produced by the feet of a multitude in motion. Comp. rodona, ngodona. 6 [1.7] the sound of feet |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] plancher, dalle le bruit produit par les pas sur un plancher, le retentissement des pas d'une foule qui marche, des pas des chevaux, des boeufs 8 [1.8] le bruit de pas |
Voambolana |
9 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 14 gorodona |
Teny iditra (2/2) | 15 ngorodona |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Hazo voarary atao fandiavana amin' ny efitra: Rairain-drihana no ipetrahan' ny ngorodona |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.7] a floor |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.8] plancher |
Tovy hevitra | 20 gorodona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |