|
|
|
|

Teny iditra1  nofy ririnina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] nofy mifangaro be ihany, tsy misy lohany sy vodiny, izay heverina ho vokatry ny hatsiaka amin' ny alin-dririnina
Singan-teny  4  nofy, ririnina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07