|
|
|
|

Teny iditra1  nofy ririnina
Singan-teny  2  nofy, ririnina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] nofy mifangaro be ihany, tsy misy lohany sy vodiny, izay heverina ho vokatry ny hatsiaka amin' ny alin-dririnina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07