Teny iditra | 1 ny Andriana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#453] titre honorifique: Avelao aho, ny Andriana, mba handeha (Permettez-moi, sire, de partir aussi) |
Ohatra |
4 [2.69#94] Asaovy mandeha hoy aho, ny andriana 5 [1.1#769] Aoka re, ny andriana, mba handeha izy 6 [1.281] Mba avia re, ny andriana, hotahin' Andriamanitra ianao 7 [2.528] Indreto àry, ny andriana, ry Kelimalaza mivady sy i Manjakatsiroa |
Singan-teny | 8 ny, andriana |
Fivaditsoratra | 9 andrianina, anindriana, nandairany, nandrainay, nandrianay, nanidirana, niandranay, niridanana, ny Andriana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |