|
|
|
|

Teny iditra1  ny lafitsarany sy ny lafiratsiny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [3.1] pros and cons
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] avantages et inconvénients
Ohatra  5  [2.285#104] Inona avy ny lafitsara sy ny lafiratsin' io anjara toerana voasoritra mialoha io?
Singan-teny  6  ny, lafitsara, lafiratsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07