Teny iditra |
odiana
(ody)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Atao ohatra ny...: Mahagaga fa odian-dRakoto tsy hita aho rehefa mifanena aminy eny an-dalana izahay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
| To be pretended [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Odiany tsy hita (Il fait semblant de ne pas voir) ~
Tsy azo odian-tsy hita (On ne peut pas faire semblant de ne pas voir, on ne peut s’empêcher de voir) [1.3]
|
| Qu'on fait semblant de faire [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
odiana,
odiako,
odianao,
odiany,
odiantsika,
odianay,
odianareo,
odian',
odian-,
odiam-,
odia- |
Ny lasa : |
nodiana,
nodiako,
nodianao,
nodiany,
nodiantsika,
nodianay,
nodianareo,
nodian',
nodian-,
nodiam-,
nodia- |
Ny hoavy : |
hodiana,
hodiako,
hodianao,
hodiany,
hodiantsika,
hodianay,
hodianareo,
hodian',
hodian-,
hodiam-,
hodia- |
Filaza mandidy : |
odio |
|
|
Teny iditra |
odiana
(ody)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Asiana ody, sitranina: Efa latsa-paka ny aretina ka tsy azo odiana intsony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be supplied with medicine. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Maladie qu'on traite par des remèdes: Tsy azo odiana intsony ity aretina ity (Cette maladie ne peut plus être guérie par des remèdes) [1.3]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
odiana,
odiako,
odianao,
odiany,
odiantsika,
odianay,
odianareo,
odian',
odian-,
odiam-,
odia- |
Ny lasa : |
nodiana,
nodiako,
nodianao,
nodiany,
nodiantsika,
nodianay,
nodianareo,
nodian',
nodian-,
nodiam-,
nodia- |
Ny hoavy : |
hodiana,
hodiako,
hodianao,
hodiany,
hodiantsika,
hodianay,
hodianareo,
hodian',
hodian-,
hodiam-,
hodia- |
Filaza mandidy : |
odio |
|
Kamban-teny |
|
|