|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ofaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fiovana endrika na toetra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  4  scaling off, peeling off, as blistered skin. See ofo , endaka . [1.2#445]
Fanazavàna teny frantsay  5  métamorphose; mue [1.13]
Sampanteny 
6  Anarana :

Teny iditra (2/3)7  ofaka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  jereo hofaka [1.1]
10  faritra ivelany misarin-tandroka amin'ny hoditr'olombelona misakana ny mikrôby tsy hiditra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11  couche cornée [1.13]
Voambolana  12  Haiaina

Teny iditra (3/3)13  ofaka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  (Voir aussi hofaka, hofika, etc.). Dioscorea bulbifera var. anthropophagorum (A. Chev. ex Jum.) Prain & Burkill ex Summerh. (Dioscoreaceae). Igname dont le tubercule hypogé et les bulbilles aériennes sont toxiques à l'état frais. Nom relevé anciennement par Boivin (1849) réf. Boivin 2013, note manuscrite inédite : « comestible après macération dans l'eau ». Il s'agit de Dioscorea sansibarensis Pax. ; un échantillon Boivin 2013 bis, de la même espèce porte : « grosse racine amère et dit-on vénéneuse ». [Bara] [1.196]
16  [Tankarana]
17  [Sakalava]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21  afoka, akofa, fakao, fakoa, faoka, foaka, koafa, ofaka, okafa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31