Teny iditra | 1 oharina |
Fototeny | 2 ohatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be measured, to be compared. 6 [1.7] to be compared |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] qu'on mesure, que l'on compare 8 [1.8] qu'on compare |
Ohatra |
9 raha oharina amin' Ikopa! [2.270#74] 10 Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io. [2.445#66] 11 koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny. [2.59#200] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 16 aharony, ahorina, aniraho, anohary, anorahy, anoriha, arahony, aronahy, hanoira, hanoria, haorany, haorina, haraony, hariaño, harinao, haroany, haroina, haronay, hianora, hiorana, hiranao, hiraona, hoarina, horiana, iahoran, ihaoran, iharano, iharoan, ihoaran, iroahan, ironaha, niahora, nihaora, niharoa, nihoara, niroaha, oharina, rahonay, rihaona, roahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |