Teny iditra | 1 olombe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
olon-dehibe amin'ny taona 4 [1.78] [Sihanaka] raibe sy renibe ary ny ray aman-dreny 5 [1.1][olom-be] olona tsy be teny loatra ary morainy |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] d'un bon naturel, d'une nature facile, complaisant, calme, posé |
Singan-teny | 7 olona, be |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/27 |
![]() |