|
|
|
|

Teny iditra1  omby malia
Singan-teny  2  omby, malia
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.62#824] omby ompiana tsy mba tazonina am-bala fa avela hiraoka an-kijana izay mazàna any amin'ny faritry ny aty ala
Ohatra  5  omby malia fatratra ny filohany, ary nanandrify ahy. [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19