Teny iditra omby manga (omby, manga)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy [ ombimanga ] [Sihanaka] omby dia [Rakotosaona 1972]
 omby dia na haolo; omby dia tsy misy trafo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy wild cattle [Richardson 1885]
 wild (feral) cattle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay boeufs sauvages sans bosse [Abinal 1888]
 boeuf sauvage [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

2016/04/02