|
|
|
|

Teny iditra1  omby mitrongy tany
Singan-teny  2  omby, mitrongy, tany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ombalahikely mitsapatsapa ny herin' ny tandrony amin' ny fitrongisana ny tany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [mitrongy (trongy), to root up, tany, the earth.] a young bull.

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19