Teny iditra omby rana
Singan-teny omby ; rana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Omby tsisy trafo, taranak' ireo omby avy any an-dafin' ny ranomasina nampidirina teto Madagasikara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cow without a hump. Introduced. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Boeufs de France, introduits par Mr. Laborde [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19