|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ompana
Fototeny  2  ompa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho
Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy
Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be reviled, to be abused.
6  [1.7] to be abused with foul language
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#464] à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste
8  [1.8] à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)16  ompana
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3#465] action d'attacher des objets ensemble
Sampanteny 
20  Matoantenin' ny mpanao :
21  Matoantenin' ny iharana :
22  Anarana :

Fivaditsoratra  23  ampo~na, anompa, aompan, mañapo, mañopa, mpanao, mpanoa, naompa, ompana, panoam, pañoma

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08