Teny iditra | 1 ondana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra ametrahana ny loha rehefa matory |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a pillow, a bolster, a cushion. 5 [1.7] a pillow |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] oreiller 7 [1.3] coussin, traversin, coussinet |
Ohatra |
8 Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny ondana io |
Fivaditsoratra | 26 adonan, andoña, andona, aondan, danona, doanan, donana, nadona, nandao, nandoa, naonda, ondana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |