|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ondrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fandehanana na fampandehanana miampita amin'ny lakana na sambo; fandefana entana na zavatra ho eny am-pita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 embarquement [1.3, 1.5]
5 action d'embarquer [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 24  ondrana
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 Fahadonendrina, toetran' ny olona donendrina, taraiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  27 simplicité, imbécilité, bêtise
28 consanguinité qui empêche le mariage [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  37  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  38 anandro, 39 andrano, an-draño, 40 Androna, androña, androna, ondrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07