Teny iditra oram-batravatra (orana, vatravatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy orana mahery fiavy arahin-kotroka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a heavy downpour of rain [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay pluie torrentielle [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31