|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  oria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] [Provincial] the howling of a dog
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
5  Feo
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/3)7  oria
Fototeny  8  ory
Sokajin-teny  9  filaza mandidin' ny mpamaritra ory [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2]

Teny iditra (3/3)11  Oria
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  13  [2.996] Uriah
Fanazavàna teny frantsay  14  [2.996] Urie
Ohatra  15  Zanak'i oria mpisorona, avy tamin' ny taranak' i Koza. [1.38]
Voambolana  16  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17  Toko sy andininy momba Oria
Lahatsoratra  18  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Oria

Fivaditsoratra  19  airo, aori, aory, ario, aroy, iora, iroa, oria, roay

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20