Teny iditra orim-paka (orina, faka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny vehivavy niteraka tamin' ny vadiny ara-dalàna (noheveriny fa hanamafy toerana azy izany) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de prendre racine dans la terre
¶ figuré: se dit d'une femme qui a des enfants légitimes et qui fixe ainsi son domicile là où elle enfante [Abinal 1888]

2011/11/19