Teny iditra | 1 orinasa |
Singan-teny | 2 orina, asa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] fanjarian'asa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] usine, entreprise |
Ohatra |
6 [2.442#] Ireo entana vitan'ny orinasa eto an-toerana no naseho tao. 7 [1.369#] Raha vao mihoatra ny olan' ny orinasa izy dia tondroina ho manao politika. 8 [2.4#] Orinasa lehibe iray vao niforona no nandray azy, tantsora-tale no toerany tao. 9 [4.27#] Misy takalony hatrany ny fanampiam-bola tsy toko tsy forohana omen' ny orinasa; |
Voambolana |
10 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 anisaro, asarony, asorany, isaoran, isarona, nisaora, norasai, orinasa, rosanay, rosiana, sarinao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |