|
|
|
|

Teny iditra1  orinasa
Singan-teny  2  orina, asa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] fanjarian'asa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] usine, entreprise
Ohatra  6  Ireo entana vitan'ny orinasa eto an-toerana no naseho tao. [2.442#]
7  Raha vao mihoatra ny olan' ny orinasa izy dia tondroina ho manao politika. [1.369#]
8  Orinasa lehibe iray vao niforona no nandray azy, tantsora-tale no toerany tao. [2.4#]
9  Misy takalony hatrany ny fanampiam-bola tsy toko tsy forohana omen' ny orinasa; [4.27#]
Voambolana  10  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  anisaro, asarony, asorany, isaoran, isarona, nisaora, norasai, orinasa, rosanay, rosiana, sarinao

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/28