|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  orona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] the nose
5  [1.2] [mal. Idong; jav. Irong.]
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.13] nez
Ohatra  7  fa tsy misy toa an-drahavana
ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo
[2.131]
8  Izato vava e, izato orona. [2.470]
Voambolana  9  Haiaina
Kamban-teny 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  41  Ohabolana misy io teny orona io

Teny iditra (2/3)42  orona
Sokajin-teny  43  anarana
Fanazavàna teny anglisy  44  [1.2] [Provincial] in the provinces a promontory
Fanazavàna teny frantsay  45  [1.2] dans les provinces, un promontoire
Voambolana  46  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3)47  orona
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny frantsay  49  [1.196] . Nom relevé par Chapelier (réf. Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie « ourouna ». Vient de horona. Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms. [Betsimisaraka]
Voambolana  50  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  52  naoro, noroa, onora, oroan, orona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02