Teny iditra | 1 otazana |
Fototeny | 2 oty |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be picked, (of fruit or flowers) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on cueille; qu'on sèvre [1.8] |
Ohatra |
7 Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao [2.996] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 13 otoazana, toazana |
Fivaditsoratra | 14 atazona, otazana, toazana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |