Teny iditra (1/3) | 1 otrika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [Merina]
|
Voambolana |
5 Haizavamaniry |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny otrika io |
Teny iditra (2/3) | 14 otrika |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.7] an ambush |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.8] embuscade |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny otrika io |
Teny iditra (3/3) | 26 otrika |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.1] Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.54] petite poule d'eau |
Ohatra |
30 Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48] |
Voambolana |
31 Haibiby: vorona |
Fivaditsoratra | 32 akitro, akotri, akotry, aotrik, ikotra, itroka, karoty, kitrao, kotrai, kotria, okitra, otrika, rotika, tariko, tiorka, trioka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |