|
|
|
|

Teny iditra1  otrikaina
Singan-teny  2  otrika, aina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ireo karazan-javatra hita ao anatin' ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian' ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araka ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina
5  [1.13] singa mahavelona amin'ny sakafo
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] éléments constitutifs d'un aliment
Voambolana  7  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  8  aniritako, ikitranao, ikitroana, iranitako, itakarino, kitrainao, kotrainay, naotrikay, niriatako, nitairako, otrikaina, tarainiko, tinorakay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21