Teny iditra (1/2) | 1 oty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fakana voankazo eny ambony hazo fanasarahanono zaza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the picking of fruit or flowers |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de cueillir des fruits, des fleurs action de sevrer un enfant 6 [1.196] (toute l'île). Racine verbale : action de cueillir des fruits, des légumes, des herbes potagères, etc. Exemple : Toazo ireo voankazo ireo : cueillez ces fruits (Malzac). D'où les mots fiotazana : la cueillette ; fitoazana : la saison de la cueillette. On dit aussi mioty manta : cueillir des fruits verts, immatures. Au sens figuré : s'emparer d'un héritage avant le décès des parents. ( |
Ohatra |
7 Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy. [2.508] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 oty |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Taisaka]
olana, fanolanana |
Ohatra |
17 Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy. [2.508] |
Fivaditsoratra | 18 ito, oty, tio, toy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |