Teny iditra ovo > ovona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Rangomaina [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra ovo > ovotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay fotsifotsy afovoany indrindra ao anatin' ny hazo, tsoakan-dravinala sy rofia [1.1]
  [Betsimisaraka] Atin'ny ravinala, izay fotsy ary fihinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Merina, Sakalava] Bourgeon terminal des Arecaceae, encore appelé « coeur de palmier », ou chou-palmiste lorsqu'on l'utilise comme légume. C'est un mets recherché, mais la plupart des Arecaceae meurent lorsqu'on prélève le chou-palmiste. On en distingue, en malgache, de nombreuses variétés : ovo-boanio ou coeur de Cocotier, ovo-drofia ou coeur de Raphia, etc. Voir aussi ovatra [1.196]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra ovo > ovotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Mahafaly] Nom plus spécialement donné à Typha angustifolia L. (Typhaceae), dont on consomme le coeur (Voir ovotra ). Les feuilles adultes sont aussi employées en sparterie pour la confection de nattes et de chapeaux grossiers. [1.196]
Anarana siantifika Typha angustifolia
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra ovo > ovoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry
Faniniana mafy dia mafy, levilevy [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra