Teny iditra pahatsorana > fahatsorana (tsotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Straightforwardness, plain speech [1.7]
Ohatra 
1Teo aho vao nahita lany ny fahatsoran' i Vola. [2.4]
2Iza moa no tsy mahalala fa ny fahantrana saika miray dia hatrany amin' ny fahatsorana sy ny habadoana! [2.472]
Ohabolana