Teny iditra panaka (saka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Celui qui arrête, empêche, met une barrière, un obstacle [1.68]

Teny iditra -panaka
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fanaka
Ohatra 
1Tsy niova ny tao ka fantany tsianjery ireo karazam-panaka vonjy maika, latabatra sy akalana natao ho azy. [2.470]
2ary indro ny lalambe rehetra dia rakotry ny fitafiana amam-panaka narian' ny Siriana, tamin' ny fikoropahany nandositra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2021/05/16